|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihitsy |
| Fototeny | 2 hitsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
5 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao 6 Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mihitsy loha |
| Teny iditra (2/2) | 12 mihitsy |
| Fototeny | 13 hitsy |
| Sokajin-teny | 14 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 indeed, absolutely
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 en vérité, assurément
[1.3, 1.8] 18 directement [1.3] |
| Ohatra |
19 Taitra mafy mihitsy aho.
[2.4]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 tsy ... mihitsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|