|
|
|
|

Teny iditra 1  mihiratra
Fototeny  2 hiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
9 Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
10 Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
12 se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3#249]
Ohatra  13  mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472#151]
14  mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470#103]
15  Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643#157]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mihiratra
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mahiratry, 19 marihitra, 20 miharatry, 21 miharitra, mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21