| Entrée | 1 mihetsika |
| Radical | 2 hetsika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1] |
| Explications en français |
5 bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 9 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|