| Entrée | 1 mihelingelina |
| Radical | 2 helingelina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be restless, and thus cause annoyance. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|