Entrée mihaja (haja)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io
Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io
Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [1.1]
Explications en anglais Kept carefully, esteemed, valued; respected. [1.2]
 To be respectable, to be held in esteem; respectable [1.7]
Explications en français être respecté, honorable [1.8]
Exemples 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
2Trano tsara tarehy sy mihaja no nivantanan-dry zareo. [2.472]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20