|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihafahafa
Fototeny  2 hafahafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2]
6 to act standoffish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3#203]
8 se tenir à part [1.8]
Ohatra  9  Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka. [2.470#45]
10  Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao! [2.499#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  be anganongano, 16  be angesongeso, 17  be pitsiny, 18  manao soa am-po, 19  mijery arina antava, 20  Miolonolona, 21  misorom-bady an-trano, 22  misorona, 23  miteny amim-pahatsorana, 24  miteny imaso, 25  mitsotra, 26  tsy manafina, 27  tsy mba tsotra, 28  Tsy mihafahafa, 29  tsy miolonolona, 30  tsy misorona

Teny iditra (2/2) 31  mihafahafà
Fototeny  32 hafahafa
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihafahafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  34 mifahafaha, mihafahafa, mihafahafà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22