|
|
|
|

Entrée1  mihady levenam-bola
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mihady, levenam-bola
Explications en malgache  4  [1.1] mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita

Mis à jour le 2025/07/29