|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihabe
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitombo hatrany: Mihabe ny orana [1.1]
Ohatra  5  dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe. [2.59#]
6  mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  mihabe
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 (de miha et be : grand). Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks. (Urticaceae). Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. Écorces à fibres de bonne qualité. [Bara, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 haimbe, mihabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09