|
|
|
|

Teny iditra1  mifon-jato mifona arivo
Singan-teny  2 mifona, 3 zato, 4 arivo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mifona be dia be, mibaboka mafy mihitsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to supplicate very earnestly or humbly; lit. to supplicate a hundred-fold, a thousand-fold. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12