| Entrée | 1 mifofotra |
| Radical | 2 fofotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to make a big effort [1.7] |
| Explications en français |
6 faire de grands efforts [1.8] |
| Exemples |
7 Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 sady mifofotra no mively vy |
| Synonymes | 13 mamofotra |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|