|
|
|
|

Teny iditra1  mifenifeny
Fototeny  2 fenifeny
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maimay: Mason-tanora miranga ny anay ka mifenifeny ny hahazo (Tsel.). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Having a fence.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Chercher avec empressement à droite et à gauche: Nifenifeny izy fa tsy hitany izay notadiaviny (Il le cherchait à droite et à gauche mais il ne l'a pas trouvé) ~ Mifenifeny ny akoho mitady izay hanatodizany (La poule va à droite et à gauche cherchant un endroit pour pondre). [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11