| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanena | 
| Fototeny | 2tsena | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 se rencontrer réciproquement [1.107] | 
| Ohatra | 
6 Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay.
[2.324] 
 7 Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4] 8 Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 14 mifanenà | 
| Fototeny | 15tsena | 
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanena [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
17 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
18 [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 19 manefina, 20 mifanena, mifanenà | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |