| Entrée | 1 mifandimby |
| Radical | 2 dimby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1] 5 mifampisolo toerana [1.13] |
| Explications en français |
6 se succéder, se remplacer [1.13] |
| Exemples |
7 Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao
[2.471]
8 nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|