|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifandanja |
| Fototeny | 2 lanja |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto
5 Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 proportionnel
[1.13] |
| Ohatra |
7 raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho.
[2.131]
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|