Entrée | 1 mifamp~ |
Partie du discours | 2 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fifamalian' asa tsotra raha matoanteny manomboka amin' ny mi ny matoanteny tsotra: Miteny -> mifampiteny, 2) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fampanaovana asa mifamaly raha matoanteny manomboka amin' ny man ny matoanteny tsotra: Mamangy -> mifampamangy [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |