|
|
|
|

Teny iditra 1  mifaly
Fototeny  2 faly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
6 to be happy, to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
Ohatra  8  amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. [2.857#]
9  Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mampandihy ampinga, 15  miarahaba tena, 16  mibitaka, 17  mientan-kafaliana, 18  mifalihavanja, 19  mihavatravatra, 20  mihoby, 21  mipi-kelika, 22  miriadriaka, 23  miriaria, 24  mitaba, 25  mitavana, 26  mitsipy sandry
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifaly
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 family, 30 filima, mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22