| Entrée | 1 mievina |
| Radical | 2 evina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to sneeze [1.7] |
| Explications en français |
6 éternuer [1.8] |
| Exemples |
7 koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy.
[2.48]
|
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 12 Santé |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|