| Entrée | 1 miefitrefitra | 
| Radical | 2 efitrefitra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Allégation | 4 5 | 
| Exemples | 6   Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka.
[2.296#] 7 Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. [2.472#] 8 Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. [2.332#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |