|
|
|
|

Entrée1  midonaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  donaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
Explications en anglais  8  [1.7] to give off smoke
Explications en français  9  [1.8] donner de la fumée
Exemples  10  [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
11  [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana.
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot midonaka

Anagrammes  13  amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodana, mikodàna, nakodiam

Mis à jour le 2025/08/10