| Entrée | 1 midindina |
| Radical | 2 dindina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|