|
|
|
|

Teny iditra1  midanadana
Fototeny  2 danadana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be wide open. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Etre ouvert en grand. [1.3]
7 être grand ouvert. [1.8]

Fivaditsoratra  8 andadimana, 9 mandadiana, 10 midanadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12