| Entrée | 1 midadasika |
| Radical | 2 dadasika |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina [1.1] |
| Explications en anglais |
5 wide and level [1.2] 6 spacious, extensive [1.7] |
| Explications en français |
7 Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme) [1.3] 8 être spacieux, vaste [1.8] |
| Exemples |
9 Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany.
[2.472]
10 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5] |
| Analogues | 11 midadasika, malalaka, be sakana migodana, lava oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita avanavana, tsy hita popòka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|