|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mibohy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  bohy
Explications en anglais  4  [1.2] [Provincial] to carry on the shoulder

Entrée (2/2)5  mibohy
Partie du discours  6  verbe actif
Radical  7  bohy
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Explications en malgache  12  [1.1] Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to
Explications en anglais  13  [1.2] to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs.

Anagrammes  14  himboi, hiomby, mibohy, mihoby

Mis à jour le 2025/07/29