| Entrée | 1 mibobobobo |
| Radical | 2 bobobobo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mifioka (toy ny rivotra) Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2] |
| Exemples |
6 Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana.
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 11 Son |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|