|
|
|
|

Teny iditra1  mibaby zaza
Singan-teny  2 mibaby, 3 zaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitondra zaza ao an-damosina, izay asabaka ny feny ary dia fihinina amin' ny lamba atao mikaona eo anoloana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12