|
|
|
|
Teny iditra
1
miasa vava
Singan-teny
2
mi
a
sa
,
3
va
va
Sokajin-teny
4
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
5
miteny be dia be fa tsy arahin' asa:
Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12