Entrée miasa tany
Mots élémentaires miasa ; tany
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitrongy sy mamadika ny tany amin' ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/14