|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  miary
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to turn aside so as to avoid contact with anything. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)9  miary
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mijoro mahitsy. [Taisaka]
12 mitsangana. [1.78]

Teny iditra (3/4)13  miary
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 miala. [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)16  miary
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 manamana. [Sakalava] [1.78]

Fivaditsoratra  19 miary, 20 miray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12