|
|
|
|

Teny iditra1  miantso tody
Singan-teny  2 miantso, 3 tody
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manana alahelo aman' olona noho ny ratsy nataony tamin' ny tena, ka mirary an' io ratsy io hihatra aminy ihany koa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12