|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mianiana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  aniana
Explications en malgache  4  [1.1] Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany
Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana
Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to take an oath
6  [1.2] to swear
Explications en français  7  [1.8] prêter serment
Exemples  8  [2.529#129] mianiana amin' ise aho fa tsia!
9  [2.285#157] Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko!
10  [2.113#23] mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika!
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)17  mianiàna
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mianiana [Liste complète]
Radical  19  aniana

Anagrammes  20 amiñaina, 21 mianiana, mianiàna

Mis à jour le 2025/09/13