|
|
|
|

Entrée1  miangavy
Radical  2  angavy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
Explications en anglais  5  to request, to entreat, to crave. [1.2]
6  to beg, to entreat [1.7]
Explications en français  7  prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
Exemples  8  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot miangavy

Anagrammes  14 miangavy, 15 mivainga

Mis à jour le 2025/09/12