|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miandriandriana
Fototeny  2 andriandriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to act with great circumspection.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  miandriandriàna
Fototeny  11 andriandriana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandriandriana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  13 miandriandriàna, miandriandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12