|
|
|
|

Teny iditra1  mianavaratra
Fototeny  2 anavaratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mankany avaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go north or northwards.. [1.2]
6 to go to the north. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aller vers le nord. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Toerana
Mpanahaka  13  mianatsimo, 14  miankandrefana, 15  miantsinanana
Kamban-teny rehetra  16 no ho mianavaratra
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09