|
|
|
|

Teny iditra1  mianatsimo
Fototeny  2 anatsimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mankany atsimo.
5 Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to go to the south. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 aller vers le sud. [1.8]
Ohatra  8  dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika [2.588#]
9  Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Voambolana  14  Toerana
Mpanahaka  15  mianavaratra, 16  miankandrefana, 17  miantsinanana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 maintimaso, 21 mianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09