|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miala vazomboana |
| Singan-teny | 2 miala, 3 vazomboana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|