|
|
|
|

Teny iditra1  vazomboana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretin' andoha manelonelo sy dontodonton' ny hamamoana ny omalin' iny.. [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  5 miala vazomboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09