|
|
|
|

Teny iditra1  miala nenina
Singan-teny  2 miala, 3 nenina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to re-assure one's conscience; to prevent subsequent regret by making the best use of one's opportunities; to work off remorse by penitence. [1.2]
7 to do everything possible so that one will have no regrets later [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 faire tout son possible pour éviter des regrets possibles [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12