|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miako
Fototeny  2 ako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 misy tamberim-peo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 résonner. [1.13, 1.5]
6 faire écho. [1.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 famerenana miako

Teny iditra (2/2)11  miako
Fototeny  12 ako
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  14 réciproque, bijectif. [1.13]
Voambolana  15  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  16 fampiharana miako

Fivaditsoratra  17 kamiô, 18 kamoy, 19 makio, 20 miako, 21 mikoa, 22 moaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09