|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra.
4 Fiverenana any aoriana: .
5 Ao ny tsantan' ny andro taloha.
6 sy ny hiran' ny fahazazako.
7 no milevina ka tsy mifoha.
8 na miverina mba hitondra.
9 ako!
(J.-J. Rabearivelo). [1.1]
10 tamberim-peo. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 an echo; a reverberating sound.. [1.2]
12 an echo. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 écho. [1.8, 1.5, 1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  20  Feo
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)22  ako
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 inverse. [1.13]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  26  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (3/5)27  ako
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 impulsion. [1.13]
Voambolana  30  Fizìka

Teny iditra (4/5)31  akô
Sokajin-teny  32  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  33 ao. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (5/5)34  ako
Sokajin-teny  35  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  36 tahaka, hoatry. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  37 ako, akô, 38 koa, 39 oka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10