|
|
|
|

Teny iditra1  miakanjo
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao akanjo: Miakanjo mainty izy satria misaona.
5 Mampiditra akanjo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to dress, to be dressed in.. [1.2]
7 to dress onself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'habiller. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 miakanjo dozena
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 komanjia, 16 manakojy, 17 miakanjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09