|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miafaka |
| Fototeny | 2 afaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala: Tokony hikezaka hiafaka amin' ny trosa.
[1.1] 5 misoroka mba tsy ho voa. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be in the condition of one just escaped from a blow or calamity. (Prov.).
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Se délivrer, se débarrasser.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 famaika, 13 famiaka, 14 mafaika, 15 mafiaka, 16 miafaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|