Entrée metatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [1.1]
Explications en anglais A meter [1.7]
Explications en français Mètre [1.3, 1.8]
Exemples 
1Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472]
2Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: mètre.

Entrée metatra
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] (de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/05/06