|
|
|
|

Teny iditra1  mendri-kaja
Singan-teny  2 mendrika, 3 haja
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy [1.1]
Ohatra  6  Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany. [2.499#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12