|
|
|
|

Teny iditra1  Menarahaka
Singan-teny  2 mena, 3 rahaka
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Renirano. 180 km.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara.. [1.11]
Ohatra  7  Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao [2.508#]
8  Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353#]
Fangi-bolantany  Renirano. 180 km.
Voambolana  9  Haitoetany: renirano, farihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08