|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 meda |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (peu usité) lent, lambin
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 medameda |
| Mpanahaka | 9 mikisinkisina, 10 milasilasy, 11 mimeda, 12 mitahontahona, 13 mitaraikiraiky, 14 mitaredretra, 15 mitaveravera, 16 mitavozavoza, 17 mitsiredretra |
| Teny iditra (2/2) | 18 Meda |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Meda
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Medes
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Mèdes
[2.996] |
| Ohatra |
23 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao?
[2.996]
|
| Voambolana | 24 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | 25 Madé..., Meda, meda |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24 |
|