Entrée | 1 mby |
Partie du discours | 2 particule [Liste complète] |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy |
Explications en anglais |
10 [1.7] at the point of |
Explications en français |
11 [1.8] sur le point de |
Exemples |
12 [2.324] Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy; |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |