|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manavy
Radical  2  avy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1]
Explications en anglais  5  To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2]
6  slightly ill [1.7]
Explications en français  7  être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8]
Exemples  8  Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty. [2.59#]
9  manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  11  Santé

Entrée (2/3)12  mañavy
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  tezitra [Sihanaka] [1.78]
15  tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Tanala] [1.78]
Vocabulaire  16  Emotions

Entrée (3/3)17  manavy
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
20  ramanavy [Tambahoaka] [1.78]
Explications en anglais  21  a small bat [1.7]
Explications en français  22  chauve-souris [1.54, 1.8]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  24  Zoologie: mammifères
Synonymes  25  ramanavy
Analogues  26  fanihy
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot manavy
Article  28  Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  29 manavy, mañavy, 30 maniva, mañiva, 31 mavany, 32 mavina, 33 mivaña

Mis à jour le 2025/09/20