|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mazava ratsy |
| Singan-teny | 2 mazava, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilay maraina manaraka ny mangoana atsinanana sy ny mangiran-dratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 daybreak
[1.3, 1.7] 7 à la première lumière de l'aube [1.3] 8 aurore [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro.
[2.996#]
|
| Voambolana | 10 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|