|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazana
Fototeny  2 hazana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [mazaña] 4 mafy. [Tambahoaka] [1.78]
5 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana.
6 Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý.
7 Tsy azo ifanarahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 dur, très sec.
9 intraitable, incorrigible. [1.3#439]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  mana
Sokajin-teny  12  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [mazaña] 13 matetika. [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
14 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 frequently, usually. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent). [1.3#439]
17 souvent, d'habitude. [1.8]

Fivaditsoratra  18 mazana, mazàna, 19 zamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09