|
|
|
|

Teny iditra1  may tranon' aina
Singan-teny  2 may, 3 trano, 4 aina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 dodona noho ny raharaham-pitiavana na izay irina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui brûle intérieurement, comme de désir, d'amour. [1.3#418]
Tovy hevitra  8 may tranon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12